| Entrée (1/2) | 1 mianiana | 
| Radical | 2 aniana | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manambara ampahibemaso fa hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny marina ihany Manambara ampahibemaso fa hanome izay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha vao manana Manambara ampahibemaso fa hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra takin' ny asa aman-draharahan' ny tena: Nianianaireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to take an oath [1.2, 1.7] 6 to swear [1.2] | 
| Explications en français | 7   prêter serment [1.8] | 
| Exemples | 8   mianiana amin' ise aho fa tsia!
[2.529#129] 9 Mahazo mianiana amin' ny razantsika aho, ry sombi-naiko! [2.285#157] 10 mianiana eto aminao izahay fa hanoa sy hanaja anao ary tsy hivadika! [2.113#23] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 2 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 16 mianiàna | 
| Radical | 17 aniana | 
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mianiana [Liste complète] | 
| Anagrammes | 19 amiñaina, 20 mianiàna, mianiana | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |