Entrée (1/2) | 1 menakely |
Mots élémentaires | 2 mena, kely |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) [1.1] |
Explications en français |
5 fief seigneurial [1.431#14] 6 terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au Menabe, terres et sujets du domaine royal [...] [1.11] |
Exemples |
7 Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [2.69#79] 8 Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508#408] |
Synonymes | 9 vodivona |
Analogues | 10 menaBE |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 menakely |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [1.1] |
Exemples |
15 Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [2.472#131] 16 Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470#101] |
Vocabulaire |
17 Economie: alimentation |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/11/20 |