Entrée (1/3) | 1 manavy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 avy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) |
Explications en anglais |
5 [1.2] To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. 6 [1.7] slightly ill |
Explications en français |
7 [1.8] être un peu malade, qui a de la fièvre |
Exemples |
8 [2.59#] Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty.
9 [2.643#] manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany? |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 11 Santé |
Entrée (2/3) | 12 mañavy |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 [1.78] tezitra [Sihanaka]
15 [1.78] tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [Tanala] |
Vocabulaire | 16 Emotions |
Entrée (3/3) | 17 manavy |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 [1.1] anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) 20 [1.78] ramanavy [Tambahoaka] |
Explications en anglais |
21 [1.7] a small bat |
Explications en français |
22 [1.54, 1.8] chauve-souris |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 24 Zoologie: mammifères |
Synonymes | 25 ramanavy |
Analogues | 26 fanihy |
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot manavy |
Article | 28 Randzavola: manavy ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 29 mañavy, manavy, 30 maniva, mañiva, 31 mavany, 32 mavina, 33 mivaña |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |