Entrée ramanavy
Partie du discours nom
Définition malgache anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes manavy
Analogues  fanihy
Citations 

2009/02/23