Entrée manavy (avy)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [Richardson 1885]
   slightly ill [Hallanger 1973]
Définition française   être un peu malade, qui a de la fièvre [Hallanger 1974]
Vocabulaire  

Entrée mañavy
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Sihanaka] tezitra [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Entrée manavy
Partie du discours   nom
Définition malgache   anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] ramanavy [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   a small bat [Hallanger 1973]
Définition française   chauve-souris [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Synonymes   ramanavy
Citations  
Articles  
Analogie   fanihy

Mis à jour le 2017/06/29