| Entrée | 1 matoanteny | 
| Mots élémentaires | 2 matoa, 3 teny | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Sokajin-teny enti-milaza ny teny fototry ny fehezanteny ka ny fiforonany dia amin' ny alalan' ny tsirinteny mirafitra amin' ny fototeny. Misy karazany sivy ny matoanteny malagasy: a) ny matoantenin' ny mpanao (ohatra: mamatotra); b) ny matoantenin' ny iharana (fatorana ny omby); d) ny matoantenin' ny atao (afindra ny entana); e) ny matoantenin' ny fitaovana (afatotra ny omby ny tady); f) ny matoantenin' ny sehatra (mifatotra ny omby); g) ny matoantenin' ny mpandray (velarana tsihy ny vahiny); h) ny matoantenin' ny mpamaritoe-javatra (amatorana, ifatorana); i) ny matoantenin' ny mpampanao (mampamatotra); j) ny matoantenin' ny mpifanao (mifamatotra) sokajinteny [1.1] 6 Ny atao hoe matoanteny dia ny teny rehetra fanao teny enti-milaza asa. Ohatra: milalao, jerena, ahandroana. [1.146#75] 7 sokajin-teny afaka miovaova endrika [1.13] 8 sokajin-teny manambara asa, hita ao amin' ny fehezanteny malagasy [1.62#738] | 
| Explications en français | 9   verbe [1.13, 1.5#208] | 
| Exemples | 10   Avy amin' ny matoanteny avokoa ireo, ka ny m novàna ho f, ary samy milaza ny enti-manao
[2.296] 11 matoanteny efa amin' ny fomba mandidy rahateo nefa mbola mitovana nao ihany indray ka mafimafy kokoa noho ny diniho fotsiny [2.314] | 
| Vocabulaire | 12 Linguistique | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |