Entrée jerena (jery)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Ifantohan' ny maso: Jereo tsara ny lalana fa be lavadavaka
¶ Tandremana: Tsy jerenao tsara ny asanao ka manjary be diso
¶ Karakaraina: Tsy nojereny akory ilay zana-kavany kamboty [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be looked at [Hallanger 1973]
Définition française qu'on regarde [Hallanger 1974]
Morphologie 
jerena
jereko
jerenao
jereny
jerentsika
jerenay
jerenareo
jeren'
jeren-
jerem-
jere-
nojerena
nojereko
nojerenao
nojereny
nojerentsika
nojerenay
nojerenareo
nojeren'
nojeren-
nojerem-
nojere-
hojerena
hojereko
hojerenao
hojereny
hojerentsika
hojerenay
hojerenareo
hojeren'
hojeren-
hojerem-
hojere-
jereo
Citations 

2010/05/14