| Entrée | 1 masiaka |
| Radical | 2 siaka |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana.
5 Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 savage, cruel, fierce.
7 figuratively: very pungent. [1.2#569] |
| Explications en français |
8 cruel, violent, méchant; piquant, acerbe: Alika masiaka (Chien méchant).
[1.5] 9 qui a un goût piquant, une saveur agressive. 10 pour les animaux: cruel, féroce. [1.196] |
| Exemples |
11 Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!...
[2.471]
12 Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany! [2.470] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 16 fovato, 17 fonitrimo, 18 liandra, 19 lozabe, 20 maherysata, 21 mambanoana, 22 mangidy, 23 ratsyfo, 24 sakaykelyrano, 25 tsymamelamivalo, 26 tsymifaditrovana, 27 tsymitondraroa |
| Tous les mots composés | 28 5 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 29 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 30 asimaka, 31 masiaka, 32 sakamay |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|