Entrée | marik > marika | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A sign or mark A plan or drawing Arithmetic [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Signe ou marque [1.8] | |||||||||||||||
Exemples |
| |||||||||||||||
Morphologie |
| |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Phytonymes |
| |||||||||||||||
Origine | Français: marque. | |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot marika | |||||||||||||||
Anagrammes | kamary, kamira, karima, marika, mikara |