|
|
|
|

Entrée1  maresaka
Radical  2 resaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Resahin' ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresaka amin' izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby.
5 Be olona, be tabataba: Naresaka ery ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan-kerinandro. [1.1]
Explications en anglais  6 much talked about; lively, full or talk with people moving about. [1.7]
Explications en français  7 dont on parle partout, être en vogue, célèbre, dont la renommée s’étend au loin ; qui fait du bruit, retentissant, qui s’entend au loin. [1.3]
8 dont on parle partout; en vogue; où il y a beaucoup de mouvement et de conversation. [1.8]
Exemples  9  maresaka ny fanompoana (Les corvées n’en finissent jamais - on en parle partout) [1.3]
10  maresaka ny mozika (La fanfare est très retentissante) [1.3]
11  Ny kabary am-pandevenana: toa izany sy izany koa no nahatonga ny kabary am-pandevenana ho maresaka, fijoroan'ny mpandahatra kalaza indrindra. [2.298]
Analogues  12  mahoraka, 13  makotroka
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02