|
|
|
|

Entrée1  mahoraka
Radical  2 horaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Re ombieny ombieny, resahin' ny olona izaitsizy, maresaka: Izany trondro ny tapany, olona ny tapany, izany indray izao no mahoraka. [1.1]
Explications en anglais  5 to be noisy, to cry out; to be the talk of the town. [1.7]
Explications en français  6 qui fait du bruit, dont on parle ; en vogue. [1.3]
7 faire du bruit, criailler. [1.8]

Anagrammes  8 mahakora, 9 mahoraka

Mis à jour le 2025/09/12