Entrée mararin-teny (rary, teny)
Partie du discours expression
Définition malgache ilazana ny olona mora misafoaka sy tezitra raha misy teny mikasika azy; olona mora tohina amin' izay teny reny mikasika azy ka mazàna misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy [Rajemisa 1985]
Citations 

2010/11/23