Entrée maotona
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona
¶ Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany [Rajemisa 1985]
Définition française modeste, réservé, paisible, calme [Abinal 1888]
Dérivations 
Synonymes maotina

2010/03/17