Entrée maotina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotina
¶ Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany [Rajemisa 1985]
Définition française modeste, réservé, paisible, calme [Abinal 1888]
Dérivations 
Autres orthographes 
Exemples 
1Hoy i Lanto maotina tampoka. [Andriamalala: Ranomasina, page 26]
2Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [Rajaonarivelo: Bina, page 89]

2017/04/18