|
|
|
|

Entrée1  hamaotona
Radical  2 maotona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro [1.1]
Synonymes  5 fahamaotona

Anagrammes  6 anamotaho, 7 hamaotona

Mis à jour le 2025/09/12