Entrée maotina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotina
Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany [1.1]
Explications en français Modeste, réservé, paisible, calme [1.3]
Exemples 
1Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
2Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499]
Dérivés 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31