|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manongana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ongana
Explications en malgache  4  [1.1] Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha
Explications en anglais  5  [1.2] to thrown down, to reduce, to expel.
6  [1.7] to cast down; to overthrow a ruler; to disgrace
Explications en français  7  [1.8] jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  mamotitra, manohoka, mampifamadika, manatsingoloka, manatsontsorika, manatotongana

Entrée (2/2)13  manongàna
Partie du discours  14  impératif du verbe actif manongana [Liste complète]
Radical  15  ongana
Explications en français  16  [1.3]

Anagrammes  17 manangano, 18 manangòna, manangona, 19 manongana, manongàna

Mis à jour le 2025/09/13