Entrée manohoka (tohoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao
¶ Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manohoka
nanohoka
hanohoka
manohofa

Entrée manohoka (hohoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany
¶ Mandentika ao anatin'ny fahoriana
¶ Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manohoka
nanohoka
hanohoka
manohofa

Mis à jour le 2020/07/31