|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manomana
Radical  2 omana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manao vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana ny fetin' ny reny Isambilo sy na anabaviny ~ Manomana fiadiana ny fahavalo [1.1]
Explications en anglais  5 to decorate, to make ready to go, to put in readiness. [1.2#459]
6 to prepare, to make ready [1.7]
Explications en français  7 préparer, faire les préparatifs [1.3#461, 1.8]
8 parer [1.3#461]
Exemples  9  manomana ny tsihy sy ny lovia kosa i Mora [2.442#22]
10  nanomana tafika ny Fanjakana Frantsay [2.588#152]
11  manomana fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement prépare des armes) [1.3#461]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :

Entrée (2/2)16  manomàna
Radical  17 omana
Partie du discours  18  impératif du verbe actif manomana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Exemples  19  Ary manomàna soavaly hitaingenan' i Paoly koa, hitondranareo azy soa aman-tsara ho any amin' i Félix governora [2.996#51.23.24]

Anagrammes  20 manomana, manomàna

Mis à jour le 2025/11/17