|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manisa
Radical  2  sisa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mamela sisa [Tanala] [1.78]
5  Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko!
6  Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot manisa

Entrée (2/3)11  manisa
Radical  12  isa
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
15  Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1]
Explications en anglais  16  to count [1.7]
Explications en français  17  compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter. [1.3]
18  compter [1.8]
19  compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13]
Exemples  20  manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [2.471]
Vocabulaire  21  Mathématiques: arithmétique
Morphologie 
22  Présent :
23  Passé :
24  Futur :
25  Impératif :
Mots composés 

Entrée (3/3)29  manisà
Radical  30  isa
Partie du discours  31  impératif du verbe actif manisa [Liste complète]
Explications en malgache  32  [1.1]
Explications en français  33  [1.3]

Anagrammes  34  anisam, mañasy, manasy, manisa, manisà, masìna, masina, nasaim, nasiam, nasima, niasam

Mis à jour le 2023/10/26