Entrée manindrahindra (hindrahindra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to toss a child playfully; to make light of a person [Hallanger 1973]
Définition française balloter, balancer, faire sauter entre les bras [Abinal 1888]
 balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un [Hallanger 1974]
Morphologie 
manindrahindra
nanindrahindra
hanindrahindra
manindrahindrà
Exemples 
1aty aminareo fararanom-bahiny
any aminay fararanom-bahoaka
aty aminareo trano be tsy omby roa
any aminay lapa lehibe tia maro
mitaiza zaza be lelo
ka samy manindrahindra ny azy
[Fox: Hainteny, numéro 158]
2Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia [SeFaFi ]
3Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany [Rapatsalahy: Kintana, page 40]
Citations 

Entrée manindrahindrà (hindrahindra)
Partie du discours impératif du verbe actif manindrahindra [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2019/08/17