Entrée (1/2) | 1 mangovitra |
Radical | 2 hovitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nangovitra izy amin' ilay didimananjara keliny ambony lohalika 5 Matahotra izaitsizy: Nangovitra aho raha vao nahare ny feon' ilay biby [1.1] |
Explications en anglais |
6 to shiver, to shake [1.7] |
Explications en français |
7 avoir des frissons, trembler [1.8] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 1.1=mivihivihy=mifihifihy=mipararetra=mihararetra=mihena velona=mihovotrovotra=mihorohoro=mihoron-koditra=mari-koditra=mitora-kovitra=manaran-defona |
Entrée (2/2) | 13 mangovitra |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en français |
15 (de hovitra : frisson). Spilanthes acmella (L.) L. (Asteraceae). Cette plante a une saveur brûlante et quand on en consomme trop, elle a la réputation de faire frissonner, trembler. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulaire |
16 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 18 mangovitra, mavingotra, mivongatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |