Entrée mandry an-driran' antsy
Mots élémentaires mandry ; andrirana ; antsy
Partie du discours locution
Explications en malgache Matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany [1.1]
Explications en anglais To be uneasy, to be in danger [1.7]
Explications en français Avoir des soucis, être inquiet [1.8]

Mis à jour le 2023/10/24