Entrée antsy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Rakotosaona 1972]
 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a knife [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française canif [Abinal 1888]
 couteau dont la lame se replie [Abinal 1888]
Définition française couteau [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes antsibe
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Dia ny antsy izany no mahery! [Dahle: Angano, page 159]
2Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [FOFAFIPE: Tongavola, page 26]
Citations 
Articles 

2017/06/29