|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandringa
Radical  2 ringa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly.
5 (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany. [1.1]
Explications en anglais  6 to limp. [1.7]
Explications en français  7 boiter, clocher. [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Vocabulaire  12  Santé 13  Zoologie: art vétérinaire
Analogues  14  mihantsika, 15  mikirimbana, 16  mikolepaka, 17  mikotringa, 18  milepaka, 19  mitolantsika, 20  mitoletsika, 21  mitolitsika, 22  tolakaila, 23  tsapika
Proverbes  24  Proverbes contenant ce mot
Article  25 Randzavola: mandringa ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Entrée (2/2)26  mandringà
Radical  27 ringa
Partie du discours  28  impératif du verbe actif mandringa [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  29 mandrangy, 30 mandringà, mandringa

Mis à jour le 2025/11/10