Entrée tsapika (pika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Kely madinika
¶ Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany. [Rajemisa 1985]
Synonymes tsapitika
Mots composés, titres, noms 

2013/05/28