Entrée | 1 mandrihavanana |
Mots élémentaires | 2 mandry, 3 havanana |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Anarana niantsoana karazana farantsa vahiny iray taloha izay nahitana sarin' i Napoléon III; mandrihavia kosa no anaran' ny farantsa nisy ny sarin' ny Louis Philippe [1.1] |
Vocabulaire | 6 Economie: finances, gestion |
Analogues | 7 mandrihavia |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |