Entrée |
 |
havanana
|
Partie du discours | |
nom
|
Définition malgache | |
Ny ila amin' ny tena mifanohitra amin' ny havia izay hitsin' ny fo: Matanjaka ny havanana / Misy maharary ato amin' ny ilako havanana [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | |
the right side [mal. (tanang) kanan (?).] [Richardson 1885]
|
| |
the right hand or the right side [Hallanger 1973]
|
Définition française | |
la droite, le côté droit, la place d'honneur [Abinal 1888]
|
| |
le côté droit, la main droite [Hallanger 1974]
|
Dérivations | |
Morphologie | |
havanana
havanako
havananao
havanany
havanantsika
havananay
havananareo
havanan'
havanan-
havanam-
havana-
| |
-kavanana
-kavanako
-kavananao
-kavanany
-kavanantsika
-kavananay
-kavananareo
-kavanan'
-kavanan-
-kavanam-
-kavana-
| |
|
Antonymes | |
Citations | |
|
Entrée |
 |
havanana
|
Partie du discours | |
adjectif
|
Définition malgache | |
Mahay, ga: Havanana amin' ny sary Rakoto [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | |
right-handed; adroit, able [Hallanger 1973]
|
Définition française | |
qui est supérieur en grade à un autre ¶ qui est habile, qui sait faire [Abinal 1888]
|
| |
qui travaille de la main droite; droitier [Hallanger 1974]
|
|