|
|
|
|

Entrée1 manavanana
Radical  2havanana
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia
Mahakinga: Manavanana azy ny miteny
Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý
Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy. [1.1]
Explications en anglais  5 right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands. [1.2]
6 to be easy, to be convenient for one [1.7]
Explications en français  7 être facile; qu'on trouve commode [1.8]
Exemples  8 ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa. [2.472]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
Antonymes  12manavia
Tous les mots composés  13mahay manavia manavanana
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02