Entrée mandrava (rava)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927
Hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana
Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia
Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. [1.1]
Explications en anglais To ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting [1.7]
Explications en français Ruiner, démolir; lever une séance, une réunion [1.8]
Exemples 
1Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. [2.5]
2Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. [2.48]
Morphologie 
Présent : mandrava
Passé : nandrava
Futur : handrava
Impératif : mandravà
Mots composés 
Proverbes 

Entrée mandravà (rava)
Partie du discours impératif du verbe actif mandrava [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Mis à jour le 2023/09/08