|
|
|
|

Entrée1 mandidy
Radical  2didy
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 mikapa, mitetika [Sihanaka] [1.78]
5 mikapa, mandrasa: Tsy mora araka ny fiheverana azy akory ny mandidy hena
Manapaka lamba amin' ny hety mba hanaovana akanjo: Iza no nandidy ny akanjonao?
Mandrasa nofo na manapaka taova amin' ny olombelona mba hanalana aretina mahazo azy: Dokotera iza no nandidy ny vavoninao?
Mampanao: Mandidy zava-tsarotra loatra ianao, tompoko
Mifehy, manapaka: Iza no mandidy eto amin' ny faritany?
Mizaka, tompom-pahefana amin' ny fananana: Mandidy ny fananako aho
Teny misy ifandraisany amin' ny Mandidy: manapaka, mibaiko, mandahatra, mizaka, mifehy, manendry, manery, manjakazaka, mandidy tokana, mandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy, manao teniko fe lehibe, manao didy boraingona [1.1]
6 manaraka soritra miolika [1.13]
Explications en anglais  7 to cut, to command, to order [1.2]
8 to cut
to command [1.7]
Explications en français  9 couper
commander [1.3#101, 1.8]
10 tailler, découper, faire une incision, percer avec le bistouri: Nandidy ny masony ny dokotera (Le médecin a fait une incision à son oeil) ~ Nandidy ny vay ny dokotera (Le médecin a percé l’abcès avec le bistouri) [1.3#101]
11 chantourner [1.13]
Exemples  12 Tsy izaho ve no mandidy sy manapaka eto? [2.528#]
Morphologie 
13 Présent :
14 Passé :
15 Futur :
16 Impératif :
Vocabulaire  17 Technique
Tous les mots composés  1814 combinaisons de ce mot
Proverbes  19 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02