|
|
|
|

Entrée1  manendry
Radical  2 tendry
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany. [1.1]
5 Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy. [1.1]
6 (na manandry) Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona. [1.1]
7 Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny. [1.1]
Explications en anglais  8 to appoint, to fix. [1.2#638]
Explications en français  9 toucher du doigt, de la main. [1.3#695]
10 désigner, indiquer, choisir, fixer. [1.3]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Tous les mots composés  15 manendry ratsy

Anagrammes  16 mandreny, 17 manendry

Mis à jour le 2025/11/09