|
|
|
|

Entrée1  manavia
Radical  2  havia
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4  tsy hay atao tsara amim-pahakingana: Manavia ahy ny mandrafitra fa ny mamboatra ny milina no haiko [1.10#H136]
5  Mampiasa ny tanana havia
6  Mampanahirana, mampananosarotra, sarotra: Manavia ahy itý tohatra itý ~ Tsy manavia azy ny miteny anglisy
7  Mahamenatra, manahirankirana: Manavia ahy io olona io [1.1]
Explications en anglais  8  left, on the left side; to be unable to do a thing, to perplex. [1.2]
9  to be difficult or inconvenient for one [1.7]
Explications en français  10  etre difficile à faire; qu'on trouve incommode [1.8]
Exemples  11  Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. [2.296#]
12  Mora taitra ny lazan-javatra ka very andro amin' izany, manavia azy ny asa-tena, hany ka manantena ny hafa fa malain-kisasatra. [1.381#]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
Mots composés 

Anagrammes  17  maivana, maivaña, manavia

Mis à jour le 2023/01/20