|
|
|
|

Entrée1  mahay manavia manavanana
Mots élémentaires  2 mahay, 3 manavia, 4 manavanana
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 sady mahay miasa amin' ny tanan-kavia no mahay miasa amin' ny tanan-kavanana; kinga amin' ny hevitra sy ny fanaovan-javatra rehetra, na inona izany na inona. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12