| Entrée (1/2) | 1 manavaka |
| Radical | 2 avaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby
5 Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to separate, to sever, to put asunder; to segregate.
[1.2] 7 to separate, to segregate, to make distinctions [1.7] |
| Explications en français |
8 séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses
[1.8] |
| Exemples |
9 manavaka ny ondralahy sy ny osilahy.
[2.996#]
10 Ny tikilambony koa no tena manavaka azy. [2.445#] 11 Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany. [2.470] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 fampiharana manavaka |
| Entrée (2/2) | 17 manavaka |
| Partie du discours | 18 nom |
| Explications en français |
19 (plutôt prononcé magnavaka) (de vaka qui, dans le Betsileo signifie : gauche, confus, balourd). Nom donné au riz auquel sont mêlés beaucoup de grains vides ou de glumes déjà battues (équivalent merina : manakofa).
[Betsileo]
[1.196] |
| Vocabulaire | 20 Botanique |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|