Entrée avaka
Partie du discours nom
Définition malgache Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [Rajemisa 1985]
Définition française séparation, distinction [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée avaka
Partie du discours nom
Définition malgache Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [Rajemisa 1985]
Synonymes avany
Mots composés, titres, noms 

Entrée avaka
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 

2015/05/28