Entrée (1/2) | 1 manasitrana |
Radical | 2 sitrana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to heal [1.7] |
Explications en français |
6 guérir [1.8] |
Exemples |
7 Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io. [2.895#] |
Vocabulaire |
8 Santé |
Morphologie |
|
Analogues | 13 1.1=mampanaritra=manala=manafaka |
Entrée (2/2) | 14 manasitràna |
Radical | 15 sitrana |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif manasitrana |
Tableaux et planches |
17 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 18 manasitrana, manasitràna, manasitrana, manasitràna |
Mis à jour le 2023/01/20 |