Entrée manafaka (afaka)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise to release, to set free or redeem, to disengage, to exempt, to exonerate, to clear from obstructions, to unlock, to pay (debts). [Richardson 1885]
 to set free [Hallanger 1973]
Définition française délivrer, affranchir, exempter, absoudre: Nanafaka azy tao an-tranomaizina izy (Il 'a délivré de prison) ~ Nanafaka ny andevo ny fanjakana (Le gouvernement a affranchi les esclaves) ~ Nanafaka azy tamy ny asany mandritra ny tapa-bolana izy (Il l'a exempté de son travail pendant quinze jours) ~ Nanafaka azy tamy ny helony ny mpitsara (Le juge l'a absous de sa faute) [Abinal 1888]
 libérer [Hallanger 1974]
Exemples Manamaivana sy manafaka ahy izao. [Andraina: I Vola, page 27]
Morphologie 
manafaka
nanafaka
hanafaka
manafaha

2015/02/27