Entrée manao rarangy (tao, rarangy)
Partie du discours expression
Définition malgache mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [Rajemisa 1985]
Synonymes mamely rarangy ~ mikatroka rarangy

2012/08/14