| Entrée | 1 mikatroka rarangy |
| Mots élémentaires | 2 mikatroka, 3 rarangy |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila.
[1.1] |
| Synonymes | 6 mamely rarangy, manao rarangy |
| Mis à jour le 2025/10/31 |
|