Entrée manao kodia very tsihy (tao, kodia, very, tsihy)
Partie du discours locution
Définition malgache manao mosalahy mamery tena
¶ Mitono tena, manao vy very, maneha-doza, manao anjolofo, mankaha-doza, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [Rajemisa 1985]
Analogues  atao kodia very tsihy

Mis à jour le 2020/07/31