Entrée tsihy
Partie du discours nom
Définition malgache Tahon-javamaniry madinika -- toy ny zozoro na ny herana na harefo -- voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin' ity farany ity)
¶ Karazan-tsihy: tsihy hisatra, tsihy rindra, tsihy tokan-dambana, tsihy vitrana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a mat made of rushes or palm fronds [Hallanger 1973]
Définition française natte de jonc [Hallanger 1974]
Exemples 
1Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
2I Neny dia nandrary tsihy sy harona; [Andraina: Mitaraina, page 159]
Citations 

2013/07/26