Entrée manao fotoam-borizano
Mots élémentaires manao ; fotoana ; borizano
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [1.10]
 [ manao fotoam-borozano ] Tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1]

Mis à jour le 2023/05/20