|
|
|
|

Entrée1  borizano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [frantsay bourgeois] anarana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila
ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin' io teny io [1.1]
4  tany am-bolahohany, ny nataon' ny Malagasy hoe borozano dia ny lehlahy rehetra tsy miaramila
taoriana dia ny mpilanjy, ny mpitondra entana, ny mpitarika sarety na posiposy no natao izany [1.10]
Explications en anglais  5  civilians, the common people, those not employed in military service
sometimes used for the carriers of goods from the coast to the capital [1.2]
Explications en français  6  les civils
on donne aussi ce nom aux porteurs de paquets ou de filanjana [1.3]
7  tireurs de pousse-pousse [1.5]
Exemples  8 
9 
10  Reny fa mbola hadalain'ny kilonga amin'ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy [2.470#54]
Tous les mots composés 
Autres orthographes  19  borizany, borozany, borozano
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot borizano
Citations  21  Textes citant borizano

Anagrammes  22 borizano, 23 borozany

Mis à jour le 2025/09/20