|
|
|
|

Entrée1  manao fotoam-borizano
Mots élémentaires  2  manao, 3  fotoana, 4  borizano
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [1.10]
7  [manao fotoam-borozano] tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12