Entrée manao fe manao
Mots élémentaires manao ; fe
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Explications en anglais To just do something, to do something without care or zeal [1.7]
Explications en français Faire à peu près, par manière d’acquit [1.3]
 Faire une chose comme-ci comme-çà [1.8]
Antonymes 

Mis à jour le 2023/01/01