|
|
|
|

Entrée1  manao entan' olo-malaina
Mots élémentaires  2 manao, 3 entana, 4 olona, 5 malaina
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo [1.1]
Synonymes  8 manao entan' ny malaina

Mis à jour le 2025/09/12