|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manangola
Radical  2  angola
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  (matetika kokoa: manangolanGOla) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
5  Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
Explications en anglais  6  to allow someone to indulge his fancies [1.7]
Explications en français  7  laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  manangolà
Radical  13  angola
Partie du discours  14  impératif du verbe actif manangola
Tableaux et planches  15  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  16  manangola, manangolà, manangola, manangolà

Mis à jour le 2020/07/31