|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manangola
Radical  2 angola
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 (matetika kokoa: manangolangola) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany.
5 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso. [1.1]
Explications en anglais  6 to allow someone to indulge his fancies. [1.7]
Explications en français  7 laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies. [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12 manangolangola

Entrée (2/2)13  manangolà
Radical  14 angola
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manangola [Liste complète]

Anagrammes  16 manangola, manangolà

Mis à jour le 2025/11/10