Entrée angola
Partie du discours nom
Définition malgache Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana te ho tiana, angentsangentsana, angotingoty, haitraitra: Be angolangola loatra iny zanakao iny, Rasoa
¶ Filatron-kira, fomba fihirana asiana toa miolana kely ny feon-kira: Be angola loatra ny fihiranareo ilay hira ka ilo tsy ho fantatra intsony ilay izy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise fancies, fanciful desires [Hallanger 1973]
Définition française fantaisies, caprices [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/04/24